Eschatologie: pasteur Razafindralambo Mahery
Miezaka ny lehilahy mampifandray ny trangan-javatra sasany, indrindra ireo ady, mitranga etsy sy eroa, amin’ny fanambarana lazain’ny antoko sy andininy ao amin’ny Soratra Masina. « Tandremo ny mpaminany sandoka, ary zahao toetra ny zava-drehetra! ».