11 desambra’20
Mangataka ny hanafoanana ny Fifidianana Loholoha amin’ny 11 Desambra’20 ny loholona sasany
Nisy solontenan’ireo loholona tonga nanatitra taratasy teny amin’ny HCC Ambohidahy, fangatahana ny fanafoanana an’io fifidianana io, izay ambarany fa tsy ara-dalàna.
