Andrianandrasana Hajaniaina Tahina
Feno tanteraka ny isan’ireo Mpikambana ao amin’ny Fitsarana Ambony – HCJ
Nanatanteraka fianianana androany ireo solontena efatra avy ao amin’ny Sénat mameno ireo Mpikambana ao amin’ny Haute Cour de Justice – HCJ:
Tompon-toerana: Tsiebo Mahaleo Richard Victor sy Landy Mbolatiana Randriamanantenasoa
Mpisolo toerana: Seramila Avizara Mino sy Andrianandrasana Hajaniaina Tahina