Anyenimieram-pirenena
Fanaovam-beloma ny Loholon’i Madagasikara Itompokolahy Fiandraza
Niainga tao amin’ny trano fonenany tao Mandroseza ny olomangam-pirenena ary ho entina any an-tanindrazany any Ambovombe Androy, rahefa avy nampandalovina tao amin’ny Antenimeram-pirenena.