astronomie malagasy
Astronomie: « betsaka ny « bourses » fa mila mahay Physique sy teny Anglisy », hoy i Pr. Rakotomalala Minoson
Mbola vitsy ny matihanina amin’ity sehatra ity: miisa folo (10à no manana « doctorat » amin’izao. Kanefa i Madagasikara no anisan’ny manana télescope lehibe indrindra maneran-tany aty amin’ny Kotinenta Afrika.