CENOSOA

CENHOSOA (Hopitaly Girard et Robic): azo atao eto amin’izay ny « Opération à coeur ouvert »

Publié le Mis à jour le

Manomboka ny volana Septambra 2022 dia ho azo atao eto Madagasikara amin’izay io fandidiana sady sarotra no tena lafo dia lafo io, hoy ny Minisitry ny Fiarovana ny Jeneraly Rakotonirina Richard sy ny Jeneraly Rakoto Fanomezantsoa tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny « Centre de Cardiologie » – CENHOSOA Soavinandriana, Antananarivo. Manampy amin’izany ny ONG « Chaîne de l’Espoir » avy any Paris.