circulation Andohan’Analakely
Andohan’Analakely: Tandremo, Andrana Fifamoivoizana vaovao

Fandrindrana ny fifamoivoizana eo ANDOHAN’ANALAKELY. (manomboka ny 22 May 2022)
Araho tsara ny sary
Hisy ny rond point vaovao manoloana ny Super Music Analakely
Mifindra any ambadiky ny pavillon ny fiantsonan’ny taxi be eo andohan’Analakely
Foana ny fiantsonana 119 Ambohijatovo
Foana ny fifanenana Manoloana ny Ritz
Tsy maintsy miodina rond point eo amin’ny Super music Analakely ny fiara avy any Ambohijatovo hihazo an’Anosy
Mihazo ny tunnel Ambohidahy raha ho any Anosy, Miakatra ny REX raha ho any Antaninarenina
Ny fiara ho any Ambatonakanga Faravohitra Amparibe dia mandalo ny Collège de France ary mandalo amin’ny Planete Ambohijatovo
Ny fiara avy any Ambondrona, sy Faravohitra, tsy maintsy mandalo ambadiky ny ministeran’ny Fitsarana ary mahazo ny rond point vaovao anosy raha ho any Analakely
Hanao andrana ny Fiadidian’ny Tanana ny Alahady 15 May.
©CUA / TV plus Madagascar
(source: FB – Malagasy ve ianao)
La Commune urbaine d’Antananarivo supprime les carrefours d’Ambohijatovo Ambany et de la Place du 19 Mai 1929 à Andohan’Analakely dans son nouveau plan de circulation et propose de nouveaux trajets aux usagers de la route