Faradoboka Naina Andriantsitohaina
Faradobok’i Naina Andriantsitohaina tao amin’ny Palais des Sports Mahamasina
Famaranana ny fampielezan-kevitra ho amin’ny Fifidianana Ben’ny Tanànan’Antananarivo: feno hiboka ny Lapan’ny Fanatanjahantena sy Kolontsaina.