fialan’ny Filoha Rajaonarimampianina
Kabary fametraham-pialan’ny Filoha H. Rajaonarimampianina
Araka ny voafaritry ny Lalàna, dia notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana teny Iavoloha ny Zoma harivan’ny faha-7 Septambra 2018 ny kabary fametraham-pialan’ny Filoha izay kandidà ofisialy hilatsaka fifidianana indray amin’ny 7 Novambra 2018.