hazo tsy antatra
Hazo tsy fantatra ao Analamazaotra (Andasibe)
Misy karazan-kazo tsy fantatra anarana, ary tsy fahita n’aiza n’aiza, sady tsy mety maniry an-toeran-kafa, na eto Madagasikara ihany na any ivelany ao amin’ny Valan-javaboahary ao Analamazoatra. Mahavariana!