Iharamy
Nodimandry Ramambamanana Jacquette
Nantsoin’ny Tompo hiala sasatra any Aminy ny Zoma alina faha-17 Jolay 2020 ny mpanompovaviny, Ramatoa Randrianary Ratisbonne Jacquette, teraka Ramambamanana, fantatry ny maro tamin’ny anarana fiantsoana azy andavanandro hoe « Maman’i Dera ».
Izy dia mpikatroka mahafatra-po tao amin’ny EKAR Paroasy Md Josefa Mahamasina sy Md Etienne Iharamy nandritra ny androm-piainany rehetra.
Mirary fionona feno ho an’ny ankohonany sy ny Fianakaviany ary ny Faritra Tsimialonjafy.
