Ilafy 2022

FANASANA – Ilafy, 10 Décembre 2022

Publié le Mis à jour le

FANDAHARAM-POTOANAN’NY TARANAK’ANDRIANTSILAVONANDRIANA (ANDAFIAVARATRA) NY 10 DESAMBRA 2022


 

Asaina am-pitiavana isika rehetra Taranak’ANDRIANTSILAVONANDRIANA izay Razamben’ny Andafiavaratra ery Anatirova Manjakamiadana, Analamanga ho tonga amin’io fotoana voatondro io mba hifankahalalan’ny Fianakaviana amin’ireo Taranaka ankehitriny (izay maro tokoa ny tsy mahafantatra ireo Havany intsony). Tsindrio ny « lien » raha te hahafantatra ireo zanaka enina (6) mianadahy naterany:

RAJERY – RATSIMAHAMAIKA –  RATOMPO – RAVAO – RAINIHARO – RATSIMANISA RAINIMAHARO

N.B: Izay tokantrano efa manana ilay Sata [Statuts] efa vita Printy dia iangaviana indrindra mba hitondra izany. Misaotra mialoha!