Loholona Fiandraza

Fanaovam-beloma ny Loholon’i Madagasikara Itompokolahy Fiandraza

Publié le Mis à jour le

Niainga tao amin’ny trano fonenany tao Mandroseza ny olomangam-pirenena ary ho entina any an-tanindrazany any Ambovombe Androy, rahefa avy nampandalovina  tao amin’ny Antenimeram-pirenena.