Monseigneur Ramaroson Benjamin

Bibliothèque katôlika Profuturo voalohany: notokanana any Sambava

Publié le Mis à jour le

Tetikasa « Profuturo: bibliothèque numérique » ho an’ny Tanora manomboka Ambaratonga voalohany avy amin’ny Papa François, notokanan’ny Filoham-pirenena mivady miaraka amin’ny Mgr Marc Benjamin Ramaroson, Archevêque d’Antsiranana: « Anio ny ho avy fa tsy rahampitso! »