PAN Tsimbazaza
Christine Razanamahasoa: miantso ho amin’ny fitoniana
Lahateny famaranana ny Fivoriana tsy ara-potoana notanterahan’ireo solombavambahoaka tao Tsimbazaza: « mila fanasitranana ny Firenentsika », hoy izy.
Christine Razanamahasoa: nandray ny Collectif des candidats tao amin’ny Lapa Tsimbazaza
« Efa miomana amin’ny anjara andraikiny eto amin’ny Firenena ny Antenimieram-pirenena », hoy ny Filohan’ny Antenimeram-pirenena Christine Razanamahazoa.