Pr. Zo Rasendra
Institut Confucius – Oniversiten’Antananarivo: lanonana famoahana mpianatra sy fanolorana Medaly
Lanonana manamarika ny fahamatoran’ny fifandraisan’i Madagasikara sy Chine, sy maneho ny fandrosoan’ny fampianarana Teny Sinoa eto amin’ny Nosy araka ny fanamarihan’ny Ramatoa Ambasadaoro. Voasongadina manokana tamin’izany ny asa vitan’ny Pr. Zo Eva Rasendra izay nanangana ny Insitut Confucius.