rivo-doza Océan Indien

Ahitana soritra rivo-doza efatra any avaratra-atsinanan’ny Nosy

Publié le Mis à jour le

Mbola tsy manambana an’i Madagasikara fa hitokona any Avaratra kosa ny andian-drahona sy ny Varatraza, raha ny sarin’ny zana-bolana.