zaikabe kristianina Lourdes 2018

Zaikabe kristianina 2018: « Pélerinage » tany Lourdes

Publié le Mis à jour le

Nanatanteraka Fivahinianana Masina tany Lourdes (nisehoan’i Masina Maria tamin’i Mb Bernadette Soubirous – 11 Febroary 1858) ny Kristianina Malagasy any France ho fanamarihana amin’ny fomba miavaka ny Zaikabe 2018.

Tsy hipetra-potsiny intsony koa ny Olom-pirenena eto an-Tanindrazana manoloana ny Fahasahiranana misy eto amin’ny Tany sy ny Fanjakana.

Soirée Culturelle – Congrès des Catholiques Malgaches de France à Lourdes 2018 #zaikabe2018