Tany tan-dalàna: fandaharana Don-dresaka
Vahinin’ny fandaharana ny 18 Jiona 2017 ireo Mpahay Lalàna isany:Haja Rakotoson (CST teo aloha), Alain Andriamiseza (Minisitra teo aloha), Ratiharison Jean Navandahy (Filohan’ny fikambanana Zà Gasy), Imbiky Herilaza (Mpitsara).
Tari-dresaka: raharaha Claudine Razaimamonjy.