Senatera Hanitra Ramahavalisoa: Atrik’asa tany Ampefy – Itasy
Nanomboka ny fitetezam-paritra enti-manazava sy manaparitaka ny vinan’ny Fisandratana 2030 atolotry ny Filoha amperinasa eny amin’ireo Sefo Fokontany sy Ben’ny Tanànan’ny Kaominina.