Lalatiana Ravololomanana: « Misy tsy mety ny drafitra IEM »

Publié le

Ampahatsiahivin-dRtoa Lalatiana Ravololomanana, Filoha nasionalin’ny Antoko Manda ho an’ny Firaisam-pirenena, ireo hevi-dehibe maha samy hafa ny Veliranon’ny Mpanohitra tamin’ny 2014 sy ny Velirano tamin’ny fampielezan-kevitr’Atoa Andry Rajoelina, mahakasika ny tetik’asa IEM

Laisser un commentaire