Rova Manjakamiadana: ho vitaina alohan’ny 26 Jiona 2020

Publié le

Ho enti-mankalaza ,u faha-60 taonan’ny niverenan’ny Fahaleovantena dia nanao fanamby lehibe ny Filoha Rajoelina ny hamitàna io Rova malaza eran-tany sady tandindon’ny Fiandrianana sy Fahaleovantenam-pirenena.

Laisser un commentaire