Soamandrakizay: toerana handraisana an’i Pape François

Publié le Mis à jour le

Ho vitaina alohan’ny faha-20 Aogositra. Hisy lalana efatra ahazoana miditra ao: Tsarasaotra (Parking 30 Ha), ENAM Androhibe (ho an’ny VIP), avy any Avaratra Antsofinondry-Sab. Namehana, ary Mahatony-Ivandry (ho an’ny Pape)

Laisser un commentaire