Ny Rado Rafalimanana: nadoboka vonjimaika any Antanimora

Publié le Mis à jour le

Rahefa avy nosamborina teny amin’ny CCI-Ivato ny Alarobia 1 Aprily sy natao fanadihadiana tao Fiadanana, dia natolotra ny Fampanoavana androany Ny Rado Rafalimanana, ka izao nampidirina vonjimaika am-ponja izao.

Laisser un commentaire