Vita ny fitokana-monina ho an’ireo avy any ivelany
Tapitra ny fitiliana ny Coronavirus natao tamin’izy ireo teny amin’ny CCI-Ivato sy ny Jumbo Score Ankorondrano. Famintinana ireo antontan’isa nataon’ny Profesora Vololontiana Hanta Marie Danielle. Ary ireo fepetra noraisina momba ny « cas contacts » teo an-toerana.