Conseil des Ministres – Tatitry ny Filan-kevitry ny Minisitra 27 Mai 2020

Publié le Mis à jour le

TATITRY NY FILAN-KEVITRY NY MINISTRA 27 MAI 2020

III- FANENDRENA OLOM-PANJAKANA

Ny filankevitry ny Minisitra dia nanendry ireto olom-panjakana manaraka ireto :

Araka ny tolo-kevitry ny Minisitry ny Fanajariana ny Tany sy ny asa vaventy :

Ramatoa RAZAFIMAHARO Joan, dia voatendry ho Tale Jeneraly misahana ny « Nouvelles Villes et des Logements ».
Atoa MANAKANY Yvan Thierry, dia voatendry ho Tale misahana ny « Développement des Nouvelles Villes »
Atoa ANDRIAMBOLOLONTSIAROVANA Hajanirina, dia voatendry ho Tale misahana ny « Promotion des Logements ».

Laisser un commentaire