EKAR Mahamasina: Eokaristia Masina 12 Jolay ’20 mivantana @ TV
Alahady faha-15 mandavantaona – Taona A:
« Nokendren’Andriamanitra hisy vokany eo amin’ny fiainantsika ny Teniny »
Isaorana Mgr Odon Marie Arsène Razanakolona, Arsevekan’Antananarivo

« Indro nivoaka hamafy ny mpamafy », ianao ve vato sy tsilo sa tany lonaka? : (Matio 13, 1-23)