Feno tanteraka ny isan’ireo Mpikambana ao amin’ny Fitsarana Ambony – HCJ

Publié le Mis à jour le

Nanatanteraka fianianana androany ireo solontena efatra avy ao amin’ny Sénat mameno ireo Mpikambana ao amin’ny Haute Cour de Justice – HCJ:

Tompon-toerana: Tsiebo Mahaleo Richard Victor sy Landy Mbolatiana Randriamanantenasoa

Mpisolo toerana: Seramila Avizara Mino sy Andrianandrasana Hajaniaina Tahina

Laisser un commentaire