Miaramila efatra voan’ny Dahalo tany Antsalova nalain’ny angidim-by ho ao amin’ny HOMI Soavianandriana

Publié le Mis à jour le

Novangin’ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly Richard Rakotonirina, sy ny Jeneraly William Michel Andriamasimanana tao amin’ny Hôpitaly miaramila Soavianandriana (ex-Girard et Robic) eto Antananarivo, sy nitondran »izy ireo fanampiana,  ireo miaramila efatra namita iraka ka voatifitry ny Dahalo tamin’ny fifandonana tany Antsalova, any Avaratra andrefan’ny Nosy izay Faritra tena Mafana sy malaza ratsy efa hatramin’ny ela.

Laisser un commentaire