Siteny Randrianasoloniaiko: hilatsaka ho Filoham-pirenena ve?
Anisan’ny fanontaniana maro napetrak’i Abraham Razafy tamin’ity mpanao pôlitika ity io. Misarika ny sain’ny maro ny feo miely, na misy mampiely, ny ho filatsahan’i Siteny Randrianasoloniaiko ho Filoham-pirenena, ary manazava ireo fihetsiketsehany taorian’izay nahalany azy ho Filohan’ny Judo eto Afrika izay, sady Filoha Lefitry ny Judo maneran-tany.