Nafana ny faha-50 taonan’ny FIZANAKARA tao amin’ny CEMES Soanierana
Nankalazaina tamin’ny fomba miavaka ny Sabotsy 4 Desambra 2021 izany vanim-potoana lehibe nijoroan’ny fikambanana izany, ary nahitana taratra ihany koa ny ezaka fampiraisam-pirenena efa nahazatra ireo Razamben’ny foko Anakara avy any Vatomasina, Vohipeno.