Ekipa teknika hitantana ny Barea
Hivoaka amin’ny Alakamisy izao fara fahatarany ny anaran’izay voafantina ho Tale Teknika nasionaly. Anisan’ireo ho fantenana koa ny anaran’i Nicolas Dupuis.
Cette entrée a été publiée dans Culture, Malagasy, Société, Sport Best et taguée ekipa teknika Barea, Nicolas Dupuis.