Mialy Rajoelina sy ny Fikambanana « Fitia »nanohana ireo traboina tany Mananjary

Publié le Mis à jour le

Nifarimbona niaraka tamin-dry Masera sy ny ONG amerikana « World Central Kitchen » ny vadin’ny Filoha nanome sakafo ,adritra ny andro maro ireo mponina nisedra ny rivodoza nandalo taùin’ity taona ity. Nisitraka ny « Caravane de la Santé » izay tonga tany an-toerana koa ny vahoaka ka nahazo fizaham-pahasalamana sy fitsaboana maimaimpoana.

Laisser un commentaire