Fihanianana Mpisolovava vaovao: mbola tsy ampy ny isany eto Madagasikara

Publié le Mis à jour le

Mbola olana goavana no hatrehan’ny Holafitry ny Mpisolovava eto Madagasikara hoy ny Filohan’ny Holafitra, ny Bâtonnier Me Alain Raondry, satria sady mbola vitsy dia vitsy ny isany no mivangongo eto Antananarivo ny ankamaroany, ka maro ny sampana any amin’ny Faritra tsy mba manana mpiaro.

Laisser un commentaire