Professeur Solofo Jonis: Mpikaroka iraisam-pirenena

Publié le Mis à jour le

Mahaliana hatrany ny manaraka ny fanazavan’ity manam-pahaizana manokana ity eo amin’ny fampiharana ny voka-pikarohana ara-tsiansa.

Resaka mikasika ny fanafody Covid-19, fitrandrahana solika malagasy, sy ny fiaviana ny mponina eto amin’ity Nosy ity.

Laisser un commentaire