« Confession »: Fantaro i Mompera « Rasta »
Tantara sy lalam-pianana hafakely no zarain’ity Pretra relijiozy, teolojiana, « bibliste », mpanoratra, mpampianatra-mpikaroka ao amin’ny UCM (Université catholique de Madagascar) sy amin’ny Sekoly ambony maro ato anaty fandaharana amintsika: Raharivelo Eric no tena anarany.