Ireo minisitra vaovao ao amin’ny Governementa

Notendrena indray ho Minisitry ny Raharaham-bahiny Ramatoa Yvette Sylla, ary ny SGP tamin’ny Tetezamita Haja Resampa no ao amin’ny Tanora sy Fanatanjahantena, raha ny SGP farany teo Ramonjavelo Valéry no hisahana ny Minisiteran’ny Fitaterana …
&start=124&end=249]