Niverina nisokatra ny zotran-dalamby FCE [Matsiatra Ambony-Fito Vinany]
Ny Filoha Rajoelina mivady no nisantatra ny ampahany Fianarantsoa-Manampatrana rahefa niato nandritra ny 3 taona ity zotra tena ilain’ny mponina ity, araka ny fanazavan’Atoa Rantongavelo Valéry minisitry ny Fitaterana.