Infos AOM sy AAM

Publié le Mis à jour le

FB – A.O.M, 22 Juin 2023: Vita ny Famelabelaran-kevitra mikasika ny Vinam-pitantanam-panjakana nataon’ny AOM sy ny Antenimieran’ny Andriana Merina – AAM, tamin’ny 18 jona lasa teo, atolotray eto ny Fehiny natao pejy 4 fotsiny, koa samia mamaky, manomeza hevitra hanitsiana na hanatsarana na tolo-kevitra hafa hamenoana ny tsy azo an-tsaina.


Rova – Kolontsaina – Tantara – Finoana

 


AAM – Ny Niandohana [Antenimieran’ny Andriana Merina]

Laisser un commentaire