Collectif des candidats: nifandinika tamin’ireo ankolafin-kery sy antoko pôlitika maro hanohizana ny hetsika

Publié le Mis à jour le

Nametraka taratasy fangatahana alàlana amin’ny Préfet ireo Solombavambahoakan’Antananarivo mba hanaovana tatitra ho an’ny vahoaka eo amin’ny Kianja 13 Mey ny Sabotsy 07 Oktobra. Mbola hitohy rahampitso ny fidinana an-dalambe.

« Hitohy ary hihamafy ny hetsika », hoy Atoa Voninahitsy Jean Eugène.

Laisser un commentaire