« Imaso imaso »: Lanto Rakotomavo, Filohan’ny Fikambanana MOVMA
Tsiahivina fa mpanao pôlitika sady Sekretera nasionalin’ny Antoko TGV teo aloha, ary efa Filoha Lefitry ny CST tamin’ny Tetezamita Ramatoa Lanto Rakotomavo Lehiben’ny Fikambanana MOVMA ankehitriny [Mihetsika ny Olona manana Vina ho ani’i Madagasikara – na « Mouvement Visionnaire pour Madagascar »]