Fa maninona no « tsy manaraka ny Lalàm-panorenana » ny fanapahan-kevitry ny Governementa sy ny Sénat?
Manazava ny Loholona Rakotondrainibe Ndriana Michel sy ny Filoha naongana Herimanana Razafimahefa. Nametraka fitoriana eny amin’ny HCC koa ireo Solombavambahoaka.