Tantara Andry Biahary [alias Remenabila] ho amin’ny 3 sy 5 Novambra 2023
Manao fihantsiana amin’ny SEG Serge Gellé sy Jly Richard Ravalomanana (Filoham-pirenena vonjimaika) i Andriamanjaka Jean Luc Fabien [alias Bakiky, alias aussi Remenahabo et Remenabila]. Efa mipetraka ao France, vonona ny hamerina ny harena malagasy maro azony (niaraka tamin’ny « mafia ») teto Madagasikara tao anaty ny 20 taona.