Fanaovambeloman’ny V-PAN Rasolonjatovo Honoré « Papa Solo »

Publié le Mis à jour le

Lefitrin’ny Antenimierampirenena ho an’ny Faritanin’Antananarivo i Papa Solo nindaosin’ny fahafatesanana, nomem-boninahitra teny Tsimbazaza mialohan’ny nanaterana azy any amin’ny Distrikan’ny Faratsiho izay niaviany.

Laisser un commentaire