Collectif des candidats: « tsy miova ny tanjon’ny tolom-bahoaka, miampy tsy fanekena ny valim-pifidianana »

Publié le Mis à jour le

« Maka endrika tolombahoaka amin’izay, hoy izy ireo, na dia efa vita aza ny fifidianana, mandra-piverin’ny tena fahaleovantenan’i Madagasikara tanteraka »


Mampitandrina ny Fitondram-panjakana ny Fikambanana BAAM [foko mpiziva: Betsileo, Antandroy, Antaisaka, Antemoro, Antanosy, Masikoro …] amin’ny fikasana hisambotra an’i Monja Roindefo sy Christine Razanamahasoa

« Hitsangana hanohitra manerana an’i Madagasikara raha misy ny fikitihina azy ireo ».

« Tsy tokony hampirehitra afo ka hiteraka korontana eto amin’ny Firenena ny Fanjakana », hoy ihany ireo Raiamandreny.

Laisser un commentaire