Rotsak’orana tao Ikongo: olona 10 namoy ny ainy nianjeran’ny trano
Tahaka ny amin’ny toerana maro, dia sarotra ny fifanampiana noho ny faharatsian’ny làlana taorian’ny rivo-doza Alvaro.