Christine Razanamahasoa: miantso ho amin’ny fitoniana
Lahateny famaranana ny Fivoriana tsy ara-potoana notanterahan’ireo solombavambahoaka tao Tsimbazaza: « mila fanasitranana ny Firenentsika », hoy izy.