Filoha Andry Rajoelina: feno 15 taona katroka ny nandraisany ny fitantanana ny firenena

Publié le Mis à jour le

Filoha Andry Rajoelina: feno 15 taona katroka ny alakamisy 21 Martsa 2024 lasa teo ny nandraisany ny fitantanana ny firenena tamin’ny nametrahana azy ho Filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita na HAT ny 21 Martsa 2009.

Ny 10 taona tamin’io 15 taona io no nitondran’i Andry Rajoelina an’i Madagasikara, dia ny taona 2009 hatramin’y taona 2014, sy ny taona 2019 hatramin’izao 2024, ary mbola hisy 5 taona fanampiny manomboka izao 2024 izao hatramin’ny 2028.

Laisser un commentaire