Ireo kandidà Depiote FIRAISANKINA (Atsinanana): naseho ofisialy tao Toamasina

Publié le Mis à jour le

Kandidà ho an’ireo 11 Distrika izay atolotry ny Vondrona pôlitika Firaisankina no nahazo « attestation d’investiture » ary nasehon’ireo mpirarika ny Vondrona tao Toamasina. « Tsy mananjo tsy ho lany ianareo, ho fanavotana ny Firenena » hoy i Marc Ravalomanana.

Laisser un commentaire