Mivantana avy any Washington: Minisitra roa sy ny Banky Foibe « miatrika ny Spring Meeting »
Rindra Hasimbelo, Rabarinirinason sy Andonirina Max Fontaine ary Aivo Andrianarivelo, Governoran’ny Banky Foibe. Fandaharana entanin’i Abraham Razafy (ZAKAY ARIK ‘ ARO), ampiantranoin-dRtoa Lantosoa Rakotomalala, Masoivoho malagasy any Etazonia.